Lrc Player

Mba Marina Anie - Mr Sayda

Unknown artist
[03:57.37]·Synced by Guest·
This lyric sheet isn't paired with a song yet, so lines are shown but won't sync or seek.

[00:22.99] Fa zaho ho'aho tsy sarotiny Na dia efa an'olon-kafa aza ianao

[00:29.13] Fa ny fonao manan-tompony Manome anao izay sahaza anao (mba marina anie)

[00:35.89] Fa 'zaho sakaiza mitampify Miandry ny anjara tandrify

[00:39.63] Miandry ny hitodianao Hijery anahy fa saingy indrisy

[00:43.38] Tsy tazanao akory angamba ny masoko mijery

[00:47.14] Mba mipitrapitra miantso anao

[00:50.65] Mangata-maso anao ho'aho 'zaho fa mba mitodiha kely

[00:53.87] Efa hatry ny ela no naniry anao (vetivety ihany)

[01:01.41] Na dia efa potipotiny aza ny avy any

[01:04.89] Dia tsy ho sarotirotiny amin'izany aho

[01:08.47] Na dia efa potipotiny aza ny avy any

[01:11.65] Dia tsy ho sarotirotiny amin'izany aho

[01:14.70] Raha toa manaiky ianao, raha toa manaiky ianao dia

[01:17.39] Ho ento aty fa ho soloiko vaovao be Raha toa manaiky ianao, raha toa manaiky ianao dia

[01:23.64] Ho ento aty fa ho soloiko vaovao be Vaovao be, fitiavana vaovao be Vaovao be, fitiavana vaovao be '

[01:44.41] Zaho aloha tia anao, kanefa nisy tonga aloha '

[01:46.38] Zaho angamba no adala sy mitady aretim-po

[01:47.37] Omeo anjara kely izaho fa tsy midongy ho tompony '

[01:48.90] Zay mba foinao ho'aho na dia fitia sombitsombiny (Marina anie zany e)

[01:54.42] Fa ifaliako izay omenao ahy Ataoko toy ny volamena malala

[02:00.89] Ny andro iray izay hanekenao ahy Vohaiko ho anao ny foko midanadana

[02:06.65] Midira dia mitoera fa omeko anao ny foko Ataonao fonenana raha sanatria toloko ô

[02:13.40] Na koa oe torovana fa nampijaliana...

[02:18.17] Na dia efa potipotiny aza ny avy any

[02:21.41] Dia tsy ho sarotirotiny amin'izany aho

[02:25.91] Na dia efa potipotiny aza ny avy any

[02:27.90] Dia tsy ho sarotirotiny amin'izany aho

[02:30.65] Raha toa manaiky ianao, raha toa manaiky ianao dia Ho ento aty fa ho soloiko vaovao be Raha toa manaiky ianao

[02:38.63] raha toa manaiky ianao dia Ho ento aty fa ho soloiko vaovao be Vaovao be, fitiavana vaovao be Vaovao be, fitiavana vaovao be Tsy tazanao akory angamba ilay masoko mijery

[03:03.66] Mba mipitrapitra miantso anao

[03:05.14] Mangata-maso anao ho'aho fa mba mitodiha kely

[03:08.16] Efa hatry ny ela no naniry anao Na dia efa potipotiny aza ny avy any

[03:09.66] Dia tsy ho sarotirotiny amin'izany aho

[03:12.64] Na dia efa potipotiny aza ny avy any

[03:14.91] Dia tsy ho sarotirotiny amin'izany aho

[03:33.87] Raha toa manaiky ianao, raha toa manaiky ianao dia Ho ento aty fa ho soloiko vaovao be Raha toa manaiky ianao,

[03:35.39] raha toa manaiky ianao dia Ho ento aty fa ho soloiko vaovao be Vaovao be, fitiavana vaovao be Vaovao be, fitiavana vaovao be http://tononkira.serasera.org/hira/mr-sayda-misi-sayda/mba-marina-anie-8 Tsiky dia ampy