Mr. Saida Twokii -- Ho namako ianao Nouveauté Gasy 2016
[00:27.67] Fa efa nitady tany andihizana
[00:28.93] Tononkira ankafizana
[00:30.44] Tsy ahoako na dia vizana
[00:31.95] Fa tiako mba ho namako Ianao
[00:34.45] Ho namako Ianao
[00:39.68] Fa mbola revy tiako ho tohizana
[00:41.18] Tsy ho ravan'iza n'iza
[00:42.94] Tsika roa efa hikoizana
[00:44.44] Raha mbola zah tsy ho avelako Ianao
[00:48.18] Tsy ho avelako Ianao
[00:51.93] Mangataka aho aza avela hody tanam-polo oh
[00:55.19] Fanantenako farany ny teny homenao
[00:59.19] Zah koa efa vonona ny hanolokolo oh
[01:02.93] Fa raha misy anao hirehatra ny tany mena eh
[01:04.46] Dia ozy Ianao hoe zah be resaka
[01:05.91] Tany mena ve hirehatra
[01:07.17] Jereo fiefa miezaka
[01:08.68] Mamorona ny tsisy aho ho anao
[01:11.69] Avenir antsika sy Ianao
[01:17.18] Fa omeko
[01:19.68] Zay tsara indrindra avy amiko omeko
[01:21.44] Zay hantahantanao rehetra ekeko
[01:24.19] Zay tiana hono mitombo tarehy
[01:26.68] Tafalatsaka aho ka tena mibaboka re
[01:44.20] Twokii :
[01:45.67] Relax lo pisou f’aza maika ny andeha
[01:46.43] Amoronako ny tsisy mihitsy androany
[01:47.67] Tsy nataotaoko foany ity fa ezaka ela be
[01:50.44] Ny hanome fahafaham-po anao hatrany
[01:52.95] Hamalifaly anao ny tanjona
[01:55.20] Hoe tsika hiara hibanjina ny ho avy
[01:57.72] Zay mahatonga anah io nge mba ho avy
[02:03.18] Ka miangavy aza avelah andalo
[02:04.69] Matoa tonga dia mahatsiaro
[02:05.68] Ny akama koa tsy atakalo
[02:06.94] Tsy anangom-bolamena za tsy manana fiara
[02:08.66] Raha sitrakao tsy andrasako ela fa tonga dia alitara
[02:11.94] K’aza avela hangaina eh
[02:13.46] Aza alefa ody maina eh
[02:15.42] Raha revy sacre-ko na tsisy coupage seka maina
[02:18.18] Ny ampitso mbola tsy fantatro
[02:20.19] F’ianao sisa no andrasako
[02:20.95] Anambara ilay nofy
[02:22.70] Hoe revenao ko ny mba ho ahy
[02:23.95] Otr’izany koa ny foko
[02:25.43] Tiako hitempo tsy hangina
[02:27.43] F’ hitantana anao mandrakizay
[02:30.19] Fa na miakatra na midina
[02:31.96] Ny mpialona andihizana
[02:33.19] F’isika roa efa natao ho iray
[02:36.21] K’aza omena tsiny aho
[02:38.43] Zay tiana hono mitombo tarehy
[02:41.20] Araky ny kozin’i Misie Sayda hoe
[02:44.45] (Mr Sayda ):
[02:47.93] Zay tsara indrindra avy amiko omeko
[02:48.94] Zay hantahantanao rehetra ekeko
[02:50.46] Zay tiana hono mitombo tarehy
[02:52.46] Tafalatsaka aho fa tena mibaboka re
[02:56.44] Hantahantanao rehetra ekeko
[02:59.70] Zay tsara indrindra avy amiko omeko
[03:02.42] Zay tiana hono mitombo tarehy
[03:05.18] Tafalatsaka aho ka tena mibaboka re
