Lrc Player

Mr_SAYDA_x_YOANN_LOIC_-_Mody_mitapy_(Rixlaine_Pictures_2018)

Unknown artist
[03:28.33]·Synced by Guest·
This lyric sheet isn't paired with a song yet, so lines are shown but won't sync or seek.

[00:23.86] Maro ny zavatra fantatsika kanefa hodiantsika fanina

[00:27.38] Mikorontana lava ny fiainantsika kanefa hodiana milamina

[00:31.12] Aveo miala ilany izay lay fika hoe anontanio an’ianona

[00:34.61] Ianona anefa niala ilany samy mba minana ny aniny

[00:37.87] Eo samy mba minana ny aniny e! Samy minana zay laniny

[00:41.85] Mpanao gazety mitabataba, ny mpanao politika etsy andaniny

[00:45.87] Izay malaina gidragidra manao Zoma manifika

[00:50.35] Misesisesika lay masikita kopy zao fa henan’alika

[00:53.88] Io samy kopy fa mody mitapy x4

[01:00.61] Kolikoly ... mody mitapy

[01:02.09] Vakitrano ... mody mitapy

[01:03.61] Ady seza ... mody mitapy

[01:05.60] Politika ... mody mitapy

[01:27.11] Mody mitapy e

[01:28.12] Namanao aho raha misy interet

[01:29.59] Raha omenao ana ny volabe

[01:30.12] Ividianako trano sy 4x4 fa ampivo zero be dia be

[01:31.39] Zero ankiray vidina sachet

[01:32.12] Roa baoritra ndray tonga dia OK

[01:33.62] Zero akiroa vidina papier

[01:35.36] Zero telo milamina lay dossier

[01:37.11] Izany ny eto antanana e

[01:38.62] Samy mody shanana e

[01:40.85] Samy mody hoe mpiakama e

[01:43.11] Nefa samy malama e

[01:44.88] Inona ary no ianarana e?

[01:46.62] Raha izany no hiafarany e

[01:48.64] Dia mankaiza ny lalana e?

[01:50.10] Any ankady no iafarany e

[01:52.12] Io samy kopy fa mody mitapy x4

[02:02.12] Kolikoly ... mody mitapy

[02:02.87] Vakitrano ... mody mitapy

[02:04.11] Ady seza ... mody mitapy

[02:06.37] Politika ... mody mitapy

[02:07.85] Mody mitapy e

[02:21.87] Eo samy miara mitolona

[02:24.12] Hoan’ny tombotsoanao sa hoan’ny olona?

[02:26.11] Sao dia hoe miara mi’roule

[02:27.87] Dia ny sasany avela micoule

[02:51.37] Io samy kopy fa mody mitapy x4

[02:59.39] Kolikoly ... mody mitapy

[03:00.85] Vakitrano ... mody mitapy

[03:02.36] Ady seza ... mody mitapy

[03:04.10] Politika ... mody mitapy

[03:09.89] Mody mitapy e

[03:09.89] Fetsifetsy dia mody mijapy x4