Mage_4_-_Aza_Hitserana
[00:48.34] Tonga teto ianao nilaza
[00:51.37] Fa nahita ilay fitia
[00:57.60] Ilay nirinao hatrizay hatrizay
[01:06.86] Mba faly anie aho
[01:09.60] F’angamba ho sambatra amin’izay ianao
[01:17.37] F’ilay fitia teto amiko angamba tsy ampy
[01:26.11] Ny alahelo tanatiko tao
[01:29.62] Nafeniko tsy ho hitanao
[01:35.10] Leferiko ilay hany hasambarako
[02:34.63] Niala teto ianao
[02:38.35] Fo mangaina sisa navelanao mba ho ahy
[02:43.34] Fa tsy ho ahy ianao fa niova fitia vaovao
[02:52.36] Ny alahelo tanatiko tao nafeniko tsy ho hitanao
[03:10.84] Leferiko ilay hany hasambarako
[03:38.61] Rehefa sambatra ianao ampy izay
[04:33.34] Fa toa mafy izany adim-panahy
[04:35.61] Aza itserana akory aho
[04:42.85] Fa raha sendra mandalo mamangy any aho
[04:47.13] Ka maso manganohano no hitanao
[04:53.10] Raha mijery anao aho tsy sahy ka tsapanao
