Lrc Player

Tsy sahy- Mage 4

Unknown artist
[05:22.72]·Synced by Guest·
This lyric sheet isn't paired with a song yet, so lines are shown but won't sync or seek.

[00:28.26] Miverina indray ny fahiny

[00:33.17] Ilay toetranao nahafinaritra ahy

[00:37.78] Mampitory fitia

[00:44.66] Niezaka foana teny aho

[00:48.92] F’ianao no tsy nety

[00:55.70] Ankehitriny anefa tsapako ianao f’hay efa

[01:04.01] tia

[01:05.16] Fa tsy nampiseho

[01:11.42] Ilay fo tsy natoy taloha natahotra ny ho

[01:16.69] tia

[01:21.42] Ref :

[02:33.69] Atopatopan-drivotra ety

[02:37.46] Ny hakanto sy hanitry ny fitia

[02:41.43] Raha tazako ianao

[02:48.43] Ny tsikinao nihatsy fa toa tsy sahiko

[02:53.17] sedraina

[02:58.93] Adinoko avokoa ny tontolo

[03:04.16] Ny alahelo tsy hanaloka intsony

[03:08.17] Dify tsy ho hita

[03:23.41] Tsy hisy ho tsaroina ireo raha hanoroka

[03:24.67] anao

[03:29.95] Ianao no tsy niteny nefa tia

[03:31.95] Fa vahotra ny vavanao ninia

[03:35.18] Na sarotra aza ny hiainanao irery

[03:40.43] Naleonao niery

[03:47.65] Ianao no tsy nijery nefa tia

[03:51.19] Tsy sahinao naseho izany satria

[03:59.17] Sao potika sy rembin’ny tadio

[04:02.04] Ilay fonao nadio