Lrc Player

Zanahary___Tahio_Ny_Tanindrazanay_(FFPM_734)

Unknown artist
[02:34.07]·Synced by Guest·
This lyric sheet isn't paired with a song yet, so lines are shown but won't sync or seek.

[00:13.61] - Zanahary ô, tahio ny tanindrazanay

[00:22.40] Handroso lalandava, handry fahizay.

[00:31.37] Enga anie hanjaka ao ny saina mahay miray,

[00:40.14] Dia ho tany sambatra, ilay Madagasikaranay.

[00:57.87] 2- Ireo mpitondranay arovy lalandava koa

[01:06.88] Tolory saina hendry, kinga sy mahay.

[01:15.63] Ka ny marina anie no mba hanjaka ao tokoa,

[01:24.65] Dia ho tany sambatra, ilay Madagaskaranay.

[01:43.87] 3- Ny taranakay tahio ho vanona tokoa;

[01:51.45] Ireo no solofo, dimby, rahatrizay

[02:00.64] Mba ho tena mahatoky, feno fahendrena koa,

[02:09.13] Dia ho tany sambatra, ilay Madagasikaranay.