Johane__-_Mionona_(Official_Clip_2018_-_Rixlaine_pictures)
[00:19.41] Angamba tsy hainao,Yeah
[00:22.15] Fa ny nataonao ihany no nahatonga anah otrizao
[00:26.66] Ny alaeloko sy ranomasoko lava
[00:31.70] Ny tomany,tanondrika nanary lamba
[00:34.66] Tsy ho adinoko angamba
[00:40.14] Nefa voamaika nataoko ny hampitraka anah
[00:42.91] Tsy nataoko ho sakana
[00:48.47] Nozakaiko ho anah irery ny mahazo anah
[00:51.66] Tsy ianao no ande ho andrasana
[01:05.18] Ref:(x2)
[01:50.41] Ka tsy izaho anie ny ande ampivarilava anao sy ampijaly lava anao
[01:59.66] Fa misy anie vonona hitia sy hanaja anao
[02:03.41] Efa ela no niandry anao
[02:08.15] Ayeeeee
[02:09.89] Fa ny atao hoe fitia tena tsara tsy mety lany
[02:15.16] Tonga ho azy eo foana io fa aza manahy izany
[02:17.39] Ny anjara koa tsy azo terena
[02:19.65] Izay tonga eo no atrehana
[02:21.98] Rehefa voa dia manony tena a
[02:23.88] Hita avy eo izay fandehany a
[02:25.40] Ref:(x2)
[03:28.16] Fa ny aty ko malala mionona e
[03:29.64] Mahay miala fa tsy mila atorona e
[03:32.17] Mahay mandrava dia mahay manorona e
[03:34.14] Tsy ela,tsy ela dia mahita solony e
