BoyBlack_-__Tsy_HitambarakoOfficial___(PAROLES)__Officiel
[00:22.92] Zaho aminao saropiaro o
[00:26.68] Arôh
[00:28.47] Tsy hitambarako amin'olo
[00:31.28] Anao
[00:32.97] Na maro aza ny tsara
[00:37.24] Ankoatr'anao Zaho tsy hiaragn'ologno hafa Bridge:
[00:42.21] Efa anao raika foagna anatin'ny fonahy ee Anao oh,
[00:46.43] anao eh
[00:51.43] Efa anao raika foagna anatin'ny fonahy
[00:56.46] ee Anao oh, anao eh
[01:00.71] Ref: Tsy hitambarako aminn'ôlô, Anao fa ninahy e (x4)
[01:21.42] Hialako tsiny,
[01:24.74] Izy koa
[01:26.68] Zaho masiatsiaka
[01:29.71] aminao
[01:33.97] Fitiavagna io, raha mahery Antegna koa fa tia raha tsisy dikany mampitseny
[01:42.44] Bridge: Efa anao raika foagna anatin'ny fonahy ee
[01:46.92] Anao oh,
[01:48.93] anao eh
[01:52.44] Efa anao raika foagna anatin'ny fonahy ee Anao oh,
[01:58.67] anao eh
[02:01.42] Ref: Tsy hitambarako aminn'ôlô, Anao fa ninahy e (x4) http://tononkira.serasera.org/hira/boyblack/tsy-hitambarako Tsiky dia ampy
