Aza tsiny
[00:12.41] Ireo fihetsiko indraindray
[00:20.19] Ifonako aminao raha azo atao
[00:26.71] Mahery fijery, eny na fiteny
[00:34.99] Nanenenako avokoa ireny
[00:41.50] Ivelany ihany fotsiny ireny
[00:47.78] Tsy avy ao am-po sanatria
[00:57.07] Ary averiko ombieny ombieny
[01:02.08] Azafady aza tsiny
[01:11.12] Hiezaka aho mba ho fantatrao
[01:21.65] Ka aza tsiny tsy fanahiniana
[01:33.69] Mba tsy ho gaga ianao rehefa any aoriana
[01:42.22] Hitanao daholo ny rehetra
[01:50.00] Ny hatsarana na ny haratsian-toetra
[01:55.52] Satria ianao tiako
[01:59.79] Tsy hihatsarako velatsihy
[02:03.79] Toa izany aho rehefa tia
[02:10.06] Ahitsio aho raha misy tsy mety
[02:17.35] Fa mpanota ihany
[02:22.87] Tsy hoe tsy mety diso velively
[02:30.39] Hoy ihany aho aza tsiny
[02:37.92] Hiezaka aho mba ho fantatrao
[02:48.46] Ny amiko rehetra no asehoko anao
[02:53.23] Ka aza tsiny tsy fanahiniana
[03:01.76] Mba tsy ho gaga ianao rehefa any aoriana
[03:38.13] Na faly aho, na tezitra
[03:43.14] Na malahelo koa
[03:46.16] Tsy nataoko ho ahy irery
[03:51.43] Hanihany, tomany
[03:55.69] Sorisory koa
[03:58.94] Manjary hainao avokoa ireny
[04:05.48] Ahitsio aho raha misy tsy mety
[04:12.76] Fa mpanota ihany oh oh
[04:19.04] Tsy hoe tsy mety diso velively
[04:26.33] Hoy ihany aho aza tsiny
[04:33.34] Hiezaka aho mba ho fantatrao
[04:43.88] Ny amiko rehetra no asehoko anao
[04:48.40] Ka aza tsiny tsy fanahiniana
[05:00.43] Hiezaka aho mba ho fantatrao
[05:12.48] Ka aza tsiny tsy fanahiniana
[05:22.51] Mba tsy ho gaga ianao rehefa any aoriana
