Aza ela any
[00:16.69] Efa miha madiva, ho maizina ny andro
[00:25.96] amin'ny efatra ora hariva, ho avy izay ianao
[00:31.47] mientana ny fo, aiza ihany ianao , ilay fanamperako
[00:40.51] Tsy andry ny maraina niarenana nifoha
[00:45.78] Mirana ny saiko, mijery anao ry aiko
[00:49.54] Omenao ilay fitsikinao nambabo ahy
[00:53.05] Isan'andro izao, toa manonofy anao
[01:00.32] Mahavariana ahy ny hatsaranao, mandrotika fanahy
[01:07.09] Faingana aza ela any, f'izaho efa miandry
[01:13.87] Ho fihininao.
[01:21.40] Dify miha milentika, ilay masoandro
[01:29.18] injay ianao fa reko manokatra ny trano
[01:35.70] Tsy niteny akory, indro tamy ianao
[01:39.47] Manoroka amin'ny fo.
[01:43.98] Tsisy ny ho lazaina fa to ireo nofiko
[01:49.00] Mirana ny saiko, mijery anao ry aiko
[01:53.01] Omenao ilay fitsikinao nambabo ahy
[01:56.52] Isan'andro izao, toa manonofy anao
[02:04.06] Mahavariana ahy ny hatsaranao, mandrotika fanahy
[02:10.57] Faingana aza ela any, f'izaho efa miandry
[02:17.34] Ho fihininao.
[02:22.61] ...
[02:45.70] Ny tananao manafosafo ahy tsy foiko
[02:54.48] Ny angolanao rehefa mijery ahy no henoiko
[03:00.00] Eo an-tratranao manimanitra fitia tononkalo tena soa
[03:06.52] Voatahiry ao am-poko ao
[03:12.81] Mirana ny saiko, mijery anao ry aiko
[03:17.83] Omenao ilay fitsikinao nambabo ahy
[03:21.36] Isan'andro izao, toa manonofy anao
[03:28.63] Mahavariana ahy ny hatsaranao, mandrotika fanahy
[03:35.40] Faingana aza ela any (faingana az'ela any),
[03:38.41] F'izaho efa miandry
[03:42.94] Mirana ny saiko, mijery anao ry aiko
[03:45.94] Omenao ilay fitsikinao nambabo ahy
[03:49.45] Isan'andro izao, toa manonofy anao
[03:56.73] Mirana ny saiko, mijery anao ry aiko
[03:59.99] Omenao ilay fitsikinao nambabo ahy
[04:03.50] Isan'andro izao, toa manonofy anao
[04:11.03] Mahavariana ahy ny hatsaranao, mandrotika fanahy
[04:17.81] Faingana aza ela any (faingana az'ela any),
[04:21.32] F'izaho efa miandry
[04:24.95] Ho fihininao.
