Lrc Player

Aleo aloha

AmbondronA
[04:27.49]·
This lyric sheet isn't paired with a song yet, so lines are shown but won't sync or seek.

[00:14.68] Toa tsy aritro ihany

[00:17.44] Ny hiandry anao

[00:23.72] Niezaka ihany aho fa toa

[00:27.49] Ho mafy ihany tsy ho eo ianao

[00:36.27] Ho rava ve ireo izay efa natao?

[00:42.55] Tsy maintsy mbola ihaona indray andro any

[00:49.32] Izao kosa iteny hoe

[00:52.83] Tsy andrinao

[00:55.34] Tsy kivy aho anefa

[00:59.86] Tsy itana anao akory aho mandehana

[01:06.38] Tsy ho ahy intsony ny fonao

[01:09.64] Aleo aloha samy haka ho azy indray

[01:21.84] Zaho koa nino

[01:24.49] Teo foana ianao

[01:28.51] Indrisy fo vaky, sento sisa iny lasa ianao

[01:34.28] Tsy alahelo ihany na koa hoe itomany

[01:42.71] F’izaho aloha dia mbola hitraka atrany

[01:49.23] Ny momba anao koa efa lavitra ahy

[01:55.89] taraina sisa ny ahy hoe

[01:58.91] Tsy andrinao

[02:01.92] Tsy kivy aho anefa

[02:06.19] Tsy itana anao akory aho mandehana

[02:11.96] Tsy ho ahy intsony ny fonao

[02:15.98] Aleo aloha samy haka ho azy indray

[02:23.50] ...

[03:22.49] Tsy andrinao

[03:26.50] Tsy kivy aho anefa

[03:30.52] Tsy itana anao akory aho mandehana

[03:36.79] Tsy ho ahy intsony ny fonao

[03:40.55] Aleo aloha samy haka ho azy indray

[03:46.98] Tsy kivy aho anefa

[03:50.48] Tsy itana anao akory aho mandehana

[03:57.42] Tsy ho ahy intsony ny fonao

[04:00.82] Aleo aloha samy haka ho azy indray