Lrc Player

AmbondronA - Ny Lalanao Atao (Official video)

Unknown artist
[04:37.42]·Synced by Guest·
This lyric sheet isn't paired with a song yet, so lines are shown but won't sync or seek.

[00:00.86] "Ny lalanao atao"

[00:06.77] Raha sendra ireny avonavon-teny

[00:12.05] Iniana lazaina ho fandemen-tsaina.

[00:16.82] Fandrabirabiana, fanambaniana

[00:21.58] Hilofika hono, tsy hitraka intsony

[00:26.10] Tafio ny ambom-po, vimbino tsiky koa

[00:30.87] Dia hoento mangina, iaino am-pitoniana

[00:35.39] Ny anao no ifantohy, ny lalanao no zory

[00:40.15] Mba ho tsara rindra ny famindra

[00:43.92] oh, oh, oh, oh

[00:49.18] Na misy hanakivy, na misy hankahala

[00:53.45] Ny nofinao fikiro, aza misalasala

[00:57.95] Fa ndrao taraiky hihaino ireo "be lazao"

[01:01.97] Ny hafa avelao, ny lalanao atao.

[01:07.99] Rehefa vonona ianao, sahia mijoro

[01:12.76] Fa tsy mba hangina ireo mpanakora

[01:17.53] Ireo vina efao, ifalio izay atao

[01:22.29] Ny ratsy ho vizana sy ho lao.

[01:25.80] Ny anao imasoana, omeo fotoana

[01:30.57] Hamafy hahavanona, hioty hasasarana

[01:35.49] Araho finoana, amin'ny fo tony

[01:39.50] Manetre tena, ho hery ny fahalemena

[01:44.01] oh, oh, oh, oh

[01:49.79] Na misy hanakivy, na misy hankahala

[01:53.80] Ny nofinao fikiro, aza misalasala

[01:58.57] Fa ndrao taraiky hihaino ireo "be lazao"

[02:02.33] Ny hafa avelao, ny lalanao atao.

[02:07.59] Aza mba variana miandry izay ho anjara.

[02:12.61] Ataovy izay vita hampandroso hahatsara.

[02:17.38] Ho vita hatrany izay natombokao.

[02:21.14] Ny omaly no hatsarao, ny lalanao atao.

[02:27.16] ...

[03:12.56] oh, oh, oh, oh

[03:17.09] Na misy hanakivy, na misy hankahala

[03:22.60] Ny nofinao fikiro, aza misalasala

[03:27.12] Fa ndrao taraiky hihaino ireo "be lazao"

[03:31.13] Ny hafa avelao, ny lalanao atao.

[03:36.90] Aza mba variana miandry izay ho anjara.

[03:41.41] Ataovy izay vita hampandroso hahatsara.

[03:45.68] Ho vita hatrany izay natombokao.

[03:49.70] Ny omaly no hatsarao, ny lalanao atao.

[03:54.96] oh, oh, oh, oh

[03:55.61] Ifalio

[03:57.12] Izay atao,

[03:59.63] Itsikio

[04:02.14] Ny lalanao atao

[04:04.90] oh, oh, oh, oh

[04:05.06] Fikiro

[04:06.81] Ny nofinao

[04:09.72] Sahia,

[04:11.98] Ny lalanao atao