Sayda
[00:17.04] Aza omena tsiny raha toa mi-decl' be zah' fa tena te hitory
[00:22.04] Iray volana katroka ilay nahalalako anao izay no tsy nahita tory
[00:27.54] Mivadibadik'ondana ny andro sy ny alina tsy voahavako intsony
[00:33.54] Nangalarinao any ho'aho ny foko sy ny saiko ka ataoko akory?
[00:39.30] Kanefa tsy ahoako, tsy ahoako ô, tsy ahoako,
[00:44.54] Vao mainka ary ho ataoko, ho ataoko ô, ho ataoko ô.
[00:49.54] Tena mitapy aminao izy f'aza jerena fotsiny eo ô!
[00:55.30] To'dia amboary ny valizy fa rahariva izy haka anao eo ô!
[01:00.54] Raha ny vavan'ny mpanakivy hono tsy hahasakana anazy eo ô!
[01:06.54] F'ianao ilay tena izy, Jesôsy aza maka anareo ô.
[01:18.79] (Ameza!)
[01:20.54] Dia hozy ianao hoe izany ve dia marina sa 'zah mihitsy no beau parleur?
[01:22.30] Sa tianao hotabatabaiko amin'ny micro sy ny haut-parleur?
[01:24.30] Aza omena tsiny zah raha toa mi-rouler "rrrr" fa tena rarakivy e.
[01:29.79] Sasa-miandry anao foana mijerijery lera, maraina atoandro hariva e.
[01:35.54] Kanefa tsy ahoako, tsy ahoako ô, tsy ahoako,
[01:40.79] Vao mainka ary ho ataoko, ho ataoko ô, ho ataoko ô.
[01:46.04] Tena mitapy aminao izy f'aza jerena fotsiny eo ô!
[01:51.54] To'dia amboary ny valizy fa rahariva izy haka anao eo ô!
[01:57.04] Raha ny vavan'ny mpanakivy hono tsy hahasakana anazy eo ô!
[02:02.80] F'ianao ilay tena izy, Jesôsy aza maka anareo ô.
[02:08.54] Kanefa tsy ahoako, tsy ahoako ô, tsy ahoako,
[02:26.29] Vao mainka ary ho ataoko, ho ataoko ô, ho ataoko ô.
[02:31.29] Tena mitapy aminao izy f'aza jerena fotsiny eo ô!
[02:36.80] To'dia amboary ny valizy fa rahariva izy haka anao eo ô!
[02:42.30] Raha ny vavan'ny mpanakivy hono tsy hahasakana anazy eo ô!
[02:48.04] F'ianao ilay tena izy, Jesôsy aza maka anareo ô.
[02:54.54] Tena mitapy aminao izy f'aza jerena fotsiny eo ô!
[02:59.29] To'dia amboary ny valizy fa rahariva izy haka anao eo ô!
[03:05.04] Raha ny vavan'ny mpanakivy hono tsy hahasakana anazy eo ô!
[03:10.54] F'ianao ilay tena izy, Jesôsy aza maka anareo ô.
