Lrc Player

Johan_Blouts_-_Mode_Voay_Activé(256k)

Unknown artist
[03:54.89]·Synced by Guest·
This lyric sheet isn't paired with a song yet, so lines are shown but won't sync or seek.

[00:15.62] Zah zao sélibatera , fa rafotsy nisy naka tsy lera!

[00:21.87] Misalasala zah hoe ndeha hanao môpera!

[00:26.11] Mba mangataka torohevitra aho r'isé fa le Mode voay anie amin'izao dia mitady ho activé!

[00:33.62] Anaty apisy izao no mandakandàka

[00:37.87] Dia izay voayelle no ataoko maratra

[00:41.61] Tairo foana oa fa mandeha ny mandeha

[00:46.61] Hainao ihany fa mbola kéré anie zao ny bandy e!

[00:48.36] Tofoka be hono izy fa mandrapihaona

[00:51.37] Niaritra foana aho na fahavaratra , lohataona

[00:55.87] Nefa tsy kobony mihitsy fa zah anie nikifa

[00:59.11] Mba tsy hanenina amin'izany ianao ny ampitso

[01:03.11] Zah tsy hiverina fa aza manahy

[01:06.61] Misaotra anao nampiakatra ny aingam-panahy

[01:10.62] Tandremo f'io fitiavana io ka mandoro mamay

[01:14.61] Mandrapihaona dia veloma tsa manahy

[01:19.11] Tofoka be hono izy fa mandrapihaona

[01:22.61] Niaritra foana aho na fahavaratra , lohataona

[01:26.86] Nefa tsy kobony mihitsy fa zah anie nikifa

[01:30.12] Mba tsy hanenina amin'izany ianao ny ampitso

[01:34.11] Zah tsy hiverina fa aza manahy

[01:37.86] Misaotra anao nampiakatra ny aingam-panahy

[01:41.61] Tandremo f'io fitiavana io ka mandoro mamay

[01:45.62] Mandrapihaona dia veloma tsa manahy

[02:21.61] Instrumental.....

[02:22.87] Ny hafatro farany e , lainga daholo zany

[02:23.86] Fa ity mba misy lesona dia mba hainoy ihany

[02:27.86] Hafatra mafonja fa tsy mba hanihany izany!

[02:31.61] Zo-nao ny malahelo fa firo raha miseho may aminatany!

[02:36.61] Tofoka be hono izy fa mandrapihaona

[02:39.87] Niaritra foana aho na fahavaratra , lohataona

[02:44.36] Nefa tsy kobony mihitsy fa zah anie nikifa

[02:47.61] Mba tsy hanenina amin'izany ianao ny ampitso

[02:51.62] Zah tsy hiverina fa aza manahy

[02:55.36] Misaotra anao nampiakatra ny aingam-panahy

[02:59.11] Tandremo f'io fitiavana io ka mandoro mamay

[03:03.12] Mandrapihaona dia veloma tsa manahy

[03:06.36] 'Zah zao sélibatera , fa rafotsy nisy naka tsy lera!

[03:12.61] Misalasala zah hoe ndeha hanao môpera!

[03:16.86] Mba mangataka torohevitra aho r'isé fa le Mode voay anie amin'izao dia mitady ho activé!

[03:24.36] Anaty apisy izao no mandakandàka

[03:28.11] Dia izay voayelle no ataoko maratra

[03:31.86] Tairo foana oa fa mandeha ny mandeha

[03:36.61] Hainao ihany fa mbola kéré anie zao ny bandy e!

[00:00.00] --------