Lrc Player

Lion Hill - Donia [Official Video]_zwNqz_PJi5o

Unknown artist
[03:18.82]·Synced by Guest·
This lyric sheet isn't paired with a song yet, so lines are shown but won't sync or seek.

[00:19.33] Tsy niany nahafantarako anao

[00:21.45] Feno fahatsoragna

[00:23.85] Mpinamagna tsy nifankafoy, mifankatia

[00:28.36] Koa ny ataonao mahafanigna ny lôha,

[00:31.01] Mampahia anahy

[00:33.41] Mitôndra fankam-pagnahy loatrany ka babo 'zaho, mamamia!

[00:38.45] * Ah! Donia! (Ôh! Donia!)

[00:40.31] Donia! (Ah! Donia)

[00:42.96] Aza atao anio koa fa foko efa torotoro

[00:47.48] Miangavy anao koa 'zah

[00:49.08] Donia! (Ôh! Donia!)

[00:50.93] Donia! (Ah! Donia)

[00:53.33] Mahita anao mitsiky aby aigny nah jiaby mihorohoro

[00:58.13] Tsy tiako ho rava maha-namako anao

[01:00.52] Na amin'ny fiarahagna

[01:02.90] Nilamigna tsisy wawawa sady mifagnampy atsika roe ieh!

[01:07.42] F'niagny anao miresaka love aminah ôh!

[01:10.61] Sanganehagna!

[01:12.73] Sanganehagna 'zaho tsy haiko ny havaly anao, 'zaho koa tia!

[01:18.13] * Ah! Donia! (Ôh! Donia!)

[01:19.99] Donia! (Ah! Donia)

[01:22.65] Aza atao anio koa fa foko efa torotoro

[01:26.63] Miangavy anao koa 'zah

[01:28.22] Donia! (Ôh! Donia!)

[01:29.55] Donia! (Ah! Donia)

[01:32.21] Mahita anao mitsiky aby aigny nah jiaby mihorohoro

[01:37.52] Mety hanimba raha anao koa love ôh! (Ôh! ôh!)

[01:41.77] Mety hanimba raha anao koa tia! (Eh! ôh!)

[01:45.49] Mety hanimba raha anao koa love ôh! (Ôh! ôh!)

[01:51.07] Mety hanimba raha anao koa tia!

[01:56.91] Tsy niany nahafantarako anao

[01:59.56] Feno fahatsoragna

[02:01.43] Mpinamagna tsy nifankafoy, mifankatia

[02:06.21] Koa ny ataonao mahafanigna ny lôha!

[02:09.51] Mampahia anahy

[02:11.63] Mitôndra fankam-pagnahy loatrany ka babo 'zaho, mamamia aaa!!!

[02:16.42] * Ah! Donia! (Ôh! Donia!)

[02:18.55] Donia! (Ah! Donia)

[02:21.20] Aza atao anio koa fa foko efa torotoro

[02:25.71] Miangavy anao koa 'zah

[02:27.14] Donia! (Ôh! Donia!)

[02:28.46] Donia! (Ah! Donia)

[02:30.85] Mahita anao mitsiky aby aigny nah jiaby mihorohoro

[02:36.43] * Ah! Donia! (Ôh! Donia!)

[02:37.76] Donia! (Ah! Donia)

[02:40.67] Aza atao anio koa fa foko efa torotoro

[02:45.19] Miangavy anao koa 'zah

[02:47.31] Donia! (Ôh! Donia!)

[02:48.64] Donia! (Ah! Donia)

[02:50.77] Mahita anao mitsiky aby aigny nah jiaby mihorohoro