RATRA
[00:22.09] Misy ratram-po tsy levon'ny fotoana
[00:24.74] Saika tsy nampiverina ny tsikinao
[00:27.72] Ny olona nametraka azy any manao ahoana
[00:30.37] Tsinjotsinjony ve ny areti-mikikinao
[00:33.57] Herinandro lasa izay mitombo iray andro androany
[00:37.29] Niverina ny tantara dia manontany hoe
[00:40.21] Nasesiky ny fitia fa ny adalany
[00:42.87] Nanosika azy andraoka anao hiala ny trano
[00:46.64] Nomenao azy izay tany aminao hatramin'ny valala tsy an-tanana
[00:52.20] Tsy nahasarika azy ny fanananao fa hatramin'izay no tsisy resa-pitiavana
[00:58.08] Ra fantatrao mialoha ary ny hiafaran'io
[01:01.01] Dia nandramanao ihany sao ho mamy
[01:03.93] Zavatra maloto ny mety madio fa ny bandy tsy misaina tsy misaina eny ihany
[01:09.54] Very ny andro nomenao azy, fitia izay natolotrao azy
[01:15.14] Amin'izao na ny molotrao aza tofoka tsy mahita lazaina intsony
[01:20.98] Very ny andro nomenao azy, fitia izay natolotrao azy
[01:26.83] Amin'izao na ny molotrao aza tofoka tsy mahita lazaina intsony
[01:32.39] Ezahanao ho takona ny alahelo, nefa aza adino fa ny masonao miteny
[01:38.52] Mitamberina ao an-dohanao foana ny avelo, fa izaho miteny tsy mendrika anao ireny
[01:44.37] Ataovy mihitsy androany izay tianao ahatongavana asaiko ianao hitsiky indray mandeha monja
[01:50.25] Tontolonao hiverina indray ho maintso mavana satria efa tony ny rano manonja
[01:56.36] Very ny andro nomenao azy, fitia izay natolotrao azy
[02:01.46] Amin'izao na ny molotrao aza tofoka tsy mahita lazaina intsony
[02:07.03] Very ny andro nomenao azy, fitia izay natolotrao azy
[02:12.87] Amin'izao na ny molotrao aza tofoka tsy mahita lazaina intsony
[02:18.47] Ny orokoroka nentina nandrotsiana anao
[02:22.18] Tsisy avy amin'ny fo intsony fa fahazarana sisa
[02:25.10] Resiresy avy any izy vao mba mila anao
[02:28.03] Mandeha ny toky fitaka sy ny fampandriana gisa
[02:30.95] Lavo tamin'ny tany ianao tsy tafarina intsony
[02:33.88] Nitaraina marary tsy nitodihany akory
[02:37.06] Lasa maizina aminao ny resaka fitiavana fa avia atoroko ny lalana makany
[02:42.37] Ezahanao ho takona ny alahelo, nefa aza adino fa ny masonao miteny
[02:47.95] Mitamberina ao an-dohanao foana ny avelo, fa izaho miteny tsy mendrika anao ireny
[02:53.80] Ataovy mihitsy androany izay tianao ahatongavana asaiko ianao hitsiky indray mandeha monja
[02:59.64] Tontolonao hiverina indray ho maintso mavana satria efa tony ny rano manonja
