Lrc Player

MEILLEUR AMI

DYEM
[04:49.96]·
This lyric sheet isn't paired with a song yet, so lines are shown but won't sync or seek.

[00:12.66] Meilleur ami (D'yem)

[00:13.20] Ahitsio

[00:13.74] Tao am-piangonana no nahitako anao voalohany,

[00:15.85] ny foko midobodoboka saika tsy zakako ny coup(any) ,

[00:18.51] dia nivaralila hatramin’ny hira notendreko

[00:21.18] anefa tsy norarahiko fa ianao ihany no jereko,

[00:23.89] ianao koa Tsy nangarika, vao mainka Ary aho voasarikin'ny tsikitsikinao niverimberina matetika.

[00:28.94] Avy eo n signaleko ianao hoe: "aiza e! Rehefa toriteny mba mivoaha kely vetivetika"

[00:33.98] Tamin’izay fotoana izay no nangalako numero,

[00:36.91] ny harivan’iny ihany aho dia nandefa « te quiero ».

[00:39.83] Ny valin-teninao anefa indrisy tsy nampoizina,

[00:42.21] mampitady fanafody mampatory na poizina.

[00:44.87] Ny fijalian’ny Tompo ry zareo no lasa paka

[00:47.25] fa ny masoko nitopy koa jereo fa latsa-paka.

[00:50.18] Kanefa vaovao ratsy no nibitsika ato an-tsofiko,

[00:52.84] efa mana-tompo ianao ka tsy afaka mitsofoka aho!

[00:54.69] -

[00:54.69] -

[00:54.97] Meilleur ami, chui pas d’accord de ce que tu dis

[00:58.68] Parce- que je t’aime depuis longtemps

[01:01.34] Même si tu sors avec lui pourquoi tu me refuses autant

[01:07.18] J’en ai assez d’entendre souvent, que notre amour est interdit

[01:11.97] Que tu me prends comme ton ami, comme ton meilleur ami

[01:16.49] -

[01:16.49] -

[01:16.76] Commence kivikivy aho lasa te hisotro be,

[01:18.89] anefa indray no manta vary ve dia handevina sotro be ?

[01:21.81] Ny bandy akama koa etsy isan’andro mamporisika:

[01:24.21] “ohatran’izany foana leisy no fikan’ireny fa ilalahy mba m’insiste a!” okay ary ry lerony fa ho tohizako ny lalako,

[01:29.78] nanjohy anao hatrany koa ny fo adaladalako.

[01:32.70] Ny tsikinao aloha hatreto no hany tarigetrako,

[01:35.35] na ianao aza vaky vava hoe tinao be ny toetrako.

[01:38.04] Refa tafahoana isika tsisy mahasaraka,

[01:40.48] miaraka eny an-dalana ohatrin’ny olona mampiaraka.

[01:43.12] Jejojejo ery ny tena fa ohatran’ny hoe mba tompony

[01:45.78] anefa indrisy fa tsy typany mahazo fitia fa tapany

[01:48.44] enga anie mba tsapany fa ny foko anie ka rapany.

[01:50.83] Fa mba ohatrin’ny ahoana ary ny bandy miaraka aminao

[01:53.48] no dia meilleur ami izany foana no asesisesikao e! maninona ary izaho raha mba misisisisika ao e!

[01:58.00] -

[01:58.26] Meilleur ami, chui pas d’accord de ce que tu dis

[02:01.97] Parce- que je t’aime depuis longtemps

[02:04.93] Même si tu sors avec lui pourquoi tu me refuses autant

[02:10.49] J’en ai assez d’entendre souvent, que notre amour est interdit

[02:15.30] Que tu me prends comme ton ami, comme ton meilleur ami

[02:19.56] -

[02:19.81] Ora vitsy indray no isaina dia efa hiaona isika,

[02:20.08] ampiononona ny saina fa hiaino tatasika.

[02:25.39] Omaly mantsy nareo ilay hoe nitsangatsangana.

[02:28.05] Jereko izao ny tendanao tsy maintsy misy mangana.

[02:30.71] Izaho no hitantaranao an’izay vitanareo tany,

[02:33.10] indraindray aho tsy mahazaka dia mitady hitomany.

[02:36.01] Manganohano kely dia avy eo mikoso-maso,

[02:38.40] aleo mihitsy any am-bovo vao mandatsa-dranomaso.

[02:41.05] Ranomasom-pîfaliana aky iny ma meilleure amie a!

[02:43.75] tadidio fa fandresena ho ahy ny tsikitsikin-dry.

[02:46.67] Aleo ihany rangahy ianareo ilay miady mifanditra a!

[02:48.83] amin’iny ianao voadona avy any dia aty mipitrapitra.

[02:51.74] Mitady calin calin haha! Ouf enfin!

[02:54.14] Ela ny ela fa sambany, nitsiky kely ilay foko efa simbany,

[02:57.06] nahazo bisous indray fa sombiny,

[02:58.40] ny fiheverany anahy angamba sembana fa izany meilleur ami izany foana no sujet manembatsembana

[03:01.84] Meilleur ami, chui pas d’accord de ce que tu dis

[03:02.11] Parce- que je t’aime depuis longtemps

[03:08.48] Même si tu sors avec lui pourquoi tu me refuses autant

[03:13.83] J’en ai assez d’entendre souvent, que notre amour est interdit

[03:19.18] Que tu me prends comme ton ami, comme ton meilleur ami

[03:22.65] -

[03:23.18] -

[03:23.73] Voadona mafy avy any ianao fa sasatry ny miaina a!

[03:26.37] hitataranao olana aho efa sasatry ny mihaino,

[03:29.03] hay ianao moa izany dia manaiky ampirafesiny

[03:31.70] fa tsy sahy mikozy mihitsy satria matahotra hobedesiny?

[03:33.83] Fa izaho ve kilemaina no tsy hitongilanan’ny fonao,

[03:36.48] fitiavanao no tiako alaina anefa dia tsy foinao,

[03:39.39] angamba tsisy tsiny raha toa aho hilavo lefona.

[03:41.55] Ela nandrahoina fa tsy masaka ny kefona.

[03:44.50] Niezaka aho ho namanao hataonao andry hiankinana

[03:47.16] anefa izaho ve mikarakara dia lery no hataonao mihinana?

[03:49.63] Aoka izay angamba ilay bisous amin’ny takolaka fa reraky ny mihafy aho dia hamadika takelaka.

[03:54.93] Veloma mandrapihaona aky ndry ry akamabeako dia mba tsofy rano amin’izay aho fa hitady ny intereako.

[04:00.24] Tsy tsara mihaona intsony isika fa aleo aho hi- stance manaiky ho namanao aho fa aleo à distance.

[04:05.03] Meilleur ami, chui pas d’accord de ce que tu dis

[04:09.31] Parce- que je t’aime depuis longtemps

[04:11.16] Même si tu sors avec lui pourquoi tu me refuses autant

[04:17.00] J’en ai assez d’entendre souvent, que notre amour est interdit

[04:22.59] Que tu me prends comme ton ami, comme ton meilleur ami