Io fitia io
[00:02.03] Io fitiavana io ihany, no nahatonga izany
[00:08.94] Fantatrao fa mbola tia aho
[00:12.66] Fantatrao fa mbola babo
[00:16.11] Fantatrao fa mbola misy, olona iray tsy manadino anao
[00:23.56] Fantatrao fa misy izany, nefa
[00:31.25] Tiako ianao fa mandratra
[00:33.40] Raozy mitana famaky
[00:34.72] Raha tsinontsinona ianao je m'en fou fa rehefa tia maka lagy
[00:38.17] Miasa saina te handrava izay manaloka anao
[00:42.68] Raha hoe za no olana dia ahoana no atao
[00:45.35] Fa orana be foana
[00:47.21] Rehefa hoe tsika roa no mihaona
[00:48.81] Ady dia tsy hita hoe ahoana
[00:50.70] Sujet mitovitovy izany foana
[00:53.09] Deux Galaxy, on se frôlés dans l'univers ayy
[00:56.27] Quelques étoiles en moi, et débridée toi en moi
[00:59.76] Io fitiavana io ihany, no nahatonga izany
[01:07.21] Fantatrao fa mbola tia aho
[01:10.66] Fantatrao fa mbola babo
[01:14.41] Fantatrao fa mbola misy, olona iray tsy manadino anao
[01:21.60] Fantatrao fa misy izany, nefa
[01:29.12] Hainao hoe tia anao aho
[01:30.97] Dia nararaotinao ny foko,
[01:32.83] Nolalaovinao ny fihetseham-poko
[01:34.95] Fa hoe ianao no King
[01:37.34] Mandindy manjaka hoe matroka
[01:39.47] Sa hoe ilàna satroka ny masoandroko androany
[01:42.66] Izay tianao no atao
[01:44.25] Na faly aho na tezitra, dia za no mandefitra foana
[01:48.23] Satria mila anao, ooo
[01:50.89] Dia variana mijaly, mangina ah
[01:53.54] Dia nodiany miala tsiny amin'ny tenako aho
[01:58.20] Io fitiavana io ihany, no nahatonga izany
[02:05.39] Fantatrao fa mbola tia aho
[02:08.84] Fantatrao fa mbola babo
[02:12.58] Fantatrao fa mbola misy, olona iray tsy manadino anao
[02:20.02] Fantatrao fa misy izany, nefa
[02:26.11] Fay ihany aho ny farany
[02:28.26] Na mbola tia, fa reraka aho
[02:31.97] Niady ho anao, niady irery
[02:38.12] Nitady anao fa izaho indray no very
[02:43.42] Io fitiavana io ihany, no nahatonga izany
[02:50.68] Fantatrao fa mbola tia aho
[02:54.43] Fantatrao fa mbola babo
[02:58.17] Fantatrao fa mbola misy, olona iray tsy manadino anao
[03:05.32] Fantatrao fa misy izany, nefa
