Lrc Player

[SPOTIFY-DOWNLOADER.COM] Tsy Irery

NIU RAZA
[03:47.13]·Synced by Guest·
This lyric sheet isn't paired with a song yet, so lines are shown but won't sync or seek.

[00:23.31] Raha misy ny manjo

[00:25.98] Ianao marary fo

[00:28.62] Rehefa ianao mitomany

[00:30.48] Antsoy aho

[00:33.68] Raha toa solafaka

[00:36.33] Rehefa ianao te hiresaka

[00:38.72] Fa izay no ma namana

[00:40.58] Antsoy aho

[00:42.97] Namako o

[00:44.82] Hainao fa 'zah tsy manary

[00:47.48] Na mitomany na faly

[00:49.08] Eto aho

[00:53.32] Havako o

[00:55.19] Hainao fa 'zah tsy manary

[00:57.58] Na mitomany na faly

[00:59.45] Eto aho

[01:03.95] Tsarovy fa ianao tsy irery

[01:05.81] Ianao tsy irery

[01:07.94] Tsarovy fa ianao tsy irery oa

[01:11.93] Fa 'zah tsy manary anao

[01:12.72] Tsarovy fa ianao tsy irery

[01:15.90] Ianao tsy irery

[01:17.77] Tsarovy fa ianao tsy irery oa

[01:22.28] Fa izaho eto

[01:23.87] Eto ho eto

[01:27.34] Fa izaho eto

[01:28.93] Eto ho eto

[01:32.38] Fa izaho eto

[01:34.77] Eto ho eto

[01:37.69] Fa izaho eto

[01:39.55] Eto ho eto

[01:43.79] Raiso ny tanako

[01:45.66] Ianao raha sendra lavo

[01:48.05] Ianao aza be ambom-po

[01:50.71] Antsoy aho

[01:53.09] Lazao ahy raha marary

[01:56.02] Ambarao ny tsy mety

[01:58.41] Eto aho hanambitamby

[02:00.27] Antsoy aho

[02:03.72] Namako o

[02:05.85] Hainao fa 'zah tsy manary

[02:08.24] Na mitomany na faly

[02:10.36] Eto aho

[02:14.09] Havako o

[02:15.94] Hainao fa 'zah tsy manary

[02:18.33] Na mitomany na faly

[02:20.99] Eto aho

[02:23.38] Tsarovy fa ianao tsy irery

[02:26.56] Ianao tsy irery

[02:28.42] Tsarovy fa ianao tsy irery oa

[02:33.20] Fa 'zah tsy manary anao

[02:33.73] Tsarovy fa ianao tsy irery

[02:36.66] Ianao tsy irery

[02:38.79] Tsarovy fa ianao tsy irery oa

[02:43.29] Fa izaho eto

[02:44.89] Eto ho eto

[02:48.34] Fa izaho eto

[02:50.21] Eto ho eto

[02:53.39] Fa izaho eto

[02:55.52] Eto ho eto

[02:58.45] Fa izaho eto

[03:00.32] Eto ho eto

[03:14.39] Ooo tsy hanary anao izany

[03:27.14] Izaho ty tsy hanary anao izany

[03:29.27] Ooo tsy hanary anao izany

[03:31.93] Izaho ty tsy hanary anao izany

[03:34.31] Ooo tsy hanary anao izany

[03:36.97] Izaho ty tsy hanary anao izany

[03:39.36] Ooo tsy hanary anao izany

[03:42.02] Izaho ty tsy hanary anao izany