Lrc Player

[SPOTIFY-DOWNLOADER.COM] Satria Eo Ianao

NIU RAZA
[03:30.99]·Synced by Guest·
This lyric sheet isn't paired with a song yet, so lines are shown but won't sync or seek.

[00:08.14] Faly aho rehefa miaraka aminao

[00:10.28] Mafana kokoa ny andro

[00:12.66] Maimaika koa miakanjo

[00:15.05] Ity foko 'ty efa babo

[00:17.45] Faly aho rehefa miaraka aminao

[00:19.84] Ny fitia tsy mety lany

[00:22.23] Toy ny olona tia siramamy

[00:24.35] Tsy maninona na indraindray miady

[00:26.48] Faly aho rehefa miaraka aminao

[00:28.60] Toa manidintsidina lasa ambany elatrao

[00:36.85] Eny eh

[00:37.91] Toa manidintsidina lasa ambany elatrao

[00:46.15] Faly aho rehefa miaraka aminao

[00:48.27] 'Ty foko feno

[00:50.66] Fiainako feno

[00:53.05] Miratra foana ny andro

[00:54.92] Eny ô! Satria eo ianao

[00:57.84] 'Ty foko feno

[01:00.23] Fiainako feno

[01:02.09] Miratra foana ny androko

[01:06.34] Eny satria eo ianao ah ao

[01:13.00] He ba! Fitiavako iny

[01:16.98] Ianao matokisa

[01:19.10] F'izy tsy lany tsy lany

[01:22.02] He eh eh eh

[01:23.89] Fitiavako iny

[01:26.28] Ianao matokisa

[01:28.66] F'izy tsy lany tsy lany

[01:31.05] He eh eh eh eh

[01:33.44] Fitiavako iny eh eh

[01:35.84] Ianao matokisa baba eh eh

[01:38.75] F'izy tsy lany tsy lany

[01:40.34] He eh eh eh eh eh

[01:42.74] Fitiavako iny

[01:45.40] Ianao matokisa

[01:47.78] F'izy tsy lany tsy lany

[01:49.91] He eh

[01:51.78] Toa manidintsidina lasa ambany elatrao

[01:59.74] Aho

[02:00.80] Ka manidintsidina lasa ambany elatrao

[02:09.33] Faly aho rehefa miaraka aminao

[02:11.44] 'Ty foko feno

[02:13.83] Fiainako feno

[02:15.44] Miratra foana ny andro

[02:17.82] Eny ô! Satria eo ianao

[02:21.02] 'Ty foko feno

[02:23.40] Fiainako feno

[02:24.99] Miratra foana ny androko

[02:29.51] Eny satria eo ianao

[02:36.15] Fa toa manidintsidina lasa ambany elatrao

[02:43.88] Aho

[02:46.26] Ka manidintsidina lasa ambany elatrao

[02:54.52] Faly aho rehefa miaraka aminao

[02:56.64] 'Ty foko feno

[02:59.04] Fiainako feno

[03:01.17] Miratra foana ny andro

[03:03.03] Eny ô! Satria eo ianao

[03:06.21] 'Ty foko feno

[03:08.59] Fiainako feno

[03:09.94] Miratra foana ny androko

[03:14.71] Eny satria eo ianao