Lrc Player

[SPOTIFY-DOWNLOADER.COM] Raosy Jamba

NIU RAZA
[04:09.84]·Synced by Guest·
This lyric sheet isn't paired with a song yet, so lines are shown but won't sync or seek.

[00:20.63] Zah variana, Zah Variana mandinika anao

[00:29.91] Tsy haiko hoe inona

[00:35.76] Inona no maha tara ahy aminao

[00:39.20] Tsemboka tsemboka

[00:41.60] Miakatra ny mari-pana

[00:44.26] Oh Tsy laviko

[00:46.39] Mijery anao toa maha tamana

[00:49.04] Babo babo aho

[00:51.43] Tsy haiko loatra izay ho lazaina

[00:53.56] Eny menatra aho

[00:55.96] Fa ianao foana no ato an-tsaina

[00:58.62] Hainao ny zavatra tiako

[01:00.75] Ny zavatra mba iriko

[01:03.14] Hainao amin'ny fomba fijeriko

[01:05.51] Fa ianao irery no ilaiko

[01:07.65] Iny masonao iny

[01:10.57] Maha be fakam- panahy

[01:12.70] Eny teo ny olon-kafa

[01:14.82] Fa tena tsy mba otr'izany

[01:17.74] Eny tsy maninona

[01:20.14] Na tsy tena matotra

[01:22.52] Raha misy ilay feeling

[01:24.65] Dia tsy voatery matotra

[01:27.04] Ou Ou

[01:28.11] Fidio Izay toerana tianao aleha

[01:32.08] Ou Ou

[01:33.15] Fidio Izay toerana tianao aleha

[01:35.80] Eny tsy maninona

[01:38.98] Na tsy tena matotra

[01:41.65] Raha misy ilay feeling

[01:43.77] Dia tsy voatery matotra

[01:46.16] Ou Ou

[01:47.22] Fidio Izay toerana tianao aleha

[01:50.68] Ou Ou

[01:52.02] Fidio Izay toerana tianao aleha

[01:54.94] Raha osy jamba aza mody jamba

[01:57.07] Haiko zah hitanao

[01:59.46] Aza mody fanina ianao

[02:01.85] Hainao tsianjery ny tranoko o

[02:04.24] Raha osy jamba aza mody jamba

[02:06.63] Haiko zah hitanao

[02:09.02] Aza mody fanina ianao

[02:11.41] Hainao tsianjery ny tranoko o

[02:15.40] Isaky ny miarak' amiko

[02:19.64] Ianao iny tsy mba lany andro

[02:24.96] Ianao tsy te ho olon-tiako

[02:29.49] Lasa miantso ahy isan'andro

[02:33.46] Hainao ny zavatra tiako

[02:35.58] Ny zavatra mba iriko

[02:37.97] Hainao amin'ny fomba fijeriko

[02:40.36] Fa ianao irery no ilaiko

[02:43.03] Iny masonao iny

[02:45.15] Maha be fakam- panahy

[02:47.55] Eny teo ny olon-kafa

[02:49.66] Fa tena tsy mba otr'izany

[02:54.45] Eny tsy maninona

[02:55.78] Na tsy tena matotra

[02:58.16] Raha misy ilay feeling

[03:00.55] Dia tsy voatery matotra

[03:03.21] Ou Ou

[03:04.54] Fidio Izay toerana tianao aleha

[03:07.73] Ou Ou

[03:09.08] Fidio Izay toerana tianao aleha