Wah niny!
[00:10.34] Wah niny e! azoko!...
[00:20.70] Tsy haiko hoe na fa tandrifindrahona
[00:22.83] Na efa teti-janahary letry ela
[00:25.76] Nahatônga antsika roe nifankatia
[00:27.61] Niaraka nitambatra tsy nifagnam-bela.
[00:30.81] Tsarohanao mba alaiva honogno ô!
[00:32.93] Fô taminao zah nagnatia fô tsy nirendra
[00:35.84] Raha tianao mbô tiako ôah!
[00:37.99] Izay raha tsy tianao tsy nataoko navesoko ô!
[00:40.62] Koah tsikotsikon'olo ôh!ôh!
[00:44.08] Tsy jiregny tsy hiasagna lôha
[00:45.93] Fô fiaignan-tsika manonga miakatra agnambo ôôh!
[00:50.72] Wah niny eeh! azoko ô!
[00:53.10] Antagnako tsy avelako ô!
[00:55.49] Karakaraiko fananako
[00:57.62] Fô tsy hameko an'ny hafa aah!
[01:00.81] Zah 'ty koah mbô azonao
[01:03.20] An-tagnanao k'aza havôsotro ô!
[01:05.60] Karakaraio fanagnanao
[01:07.98] Aza amegn'olo hafa! Ôh!!
[01:11.17] Hiriagna ho ela, ela!!, adiny ela!!
[01:14.62] Tia sy ny manigna tafaraka, tavela, tsy ho ela be fa;
[01:18.35] Hampakatranao zaho ô!
[01:21.54] Aleo handeha en lera a!, fô zah hipoera a!
[01:25.28] Managnanao matoky fa misy valeur a!, paire à paire a!
[01:28.46] Ho maman-janako anao!
[01:30.85] Koah tsikotsikon'olo ôh!ôh!
[01:34.02] Tsy jiregny tsy hiasagna lôha
[01:35.89] Fô fiaignan-tsika manonga miakatra agnambo ôôh!
[01:40.94] Koah tsikotsikon'olo ôh!ôh!
[01:44.12] Tsy jiregny tsy hiasagna lôha
[01:45.97] Fô fiaignan-tsika manonga miakatra agnambo ôôh!
[01:50.76] Wah niny eeh! azoko ô!
[01:53.15] Antagnako tsy avelako ô!
[01:55.54] Karakaraiko fananako
[01:57.92] Fô tsy hameko an'ny hafa aah!
[02:00.85] Zah 'ty koah mbô azonao
[02:03.23] An-tagnanao k'aza havôsotro ô!
[02:05.64] Karakaraio fanagnanao
[02:08.02] Aza amegn'olo hafa!
[02:10.94] ....
[02:21.59] Koah tsikotsikon'olo ô!
[02:23.97] Tsy jiregny tsy hiasagna lôha
[02:26.09] Fô fiaignan-tsika manonga miakatra agnambo ôôh!
[02:31.93] Hiriagna ho ela, ela!!, (...)
[02:36.20] Ôh! Baby, ela, ela!!, (...)
[02:39.64] Ôh!!...
[02:41.24] Wah niny eeh! azoko ô!
[02:43.36] Antagnako tsy avelako ô!
[02:45.49] Karakaraiko fananako
[02:47.87] Fô tsy hameko an'ny hafa aah!
[02:50.80] Zah 'ty koah mbô azonao
[02:53.20] An-tagnanao k'aza havôsotro ô!
[02:55.57] Karakaraio fanagnanao
[02:57.98] Aza amegn'olo hafa!
[03:00.88] Wah niny eeh! azoko ô!
[03:03.26] Antagnako tsy avelako ô!
[03:05.65] Karakaraiko fananako
[03:08.05] Fô tsy hameko an'ny hafa aah!
[03:10.98] Zah 'ty koah mbô azonao
[03:13.36] An-tagnanao k'aza havôsotro ô!
[03:15.75] Karakaraio fanagnanao
[03:17.88] Aza amegn'olo hafa!
