Andao raha sahy (D-lain)
[00:09.31] Ny omaly tsy mipody
[00:11.28] Ny anio fanomezana
[00:13.94] Amaray mbola nofy
[00:15.79] Araraoty izay omena anao anio
[00:18.19] Mitomany izay tsy azo
[00:20.57] Mitsiriritra ny hafa
[00:22.97] Nefa ny eo ambany maso
[00:24.56] Volamena sy diamondra
[00:27.22] Avelanao ho very,
[00:28.55] Avelanao hisesy izay tonga eo, nama
[00:31.22] Nefa ny iray amin'ireny
[00:32.83] Ny iray amin'ireny
[00:34.14] No hampandroso amin'ny tsaratsara.
[00:36.53] Andao raha sahy
[00:39.19] Handeha irery tsy miankina
[00:41.31] Handeha irery tsy miankina
[00:43.43] Tsy hiandry ny hafa
[00:45.55] Andao hampiasaina
[00:48.21] Izay kely eo am-pelatanana
[00:50.34] Izay kely eo am-pelatanana
[00:52.73] Andao raha sahy.
[00:54.60] Raha ny revy tsy ho lany
[00:55.92] Ny mahasoa aloha tsinjovina
[00:59.39] Dia avy eo maka fafiny
[01:00.98] Fa ny aina anie tsy roa
[01:03.62] Dia avy eo manampy ny hafa,
[01:07.60] Mba manao izay tratra
[01:08.41] Ka izay nafafinao
[01:10.28] Ho jinjainao ao aoriana ao.
[01:12.67] Avelanao ho very,
[01:13.73] Avelanao hisesy izay tonga eo, nama
[01:16.67] Nefa ny iray amin'ireny
[01:17.98] Ny iray amin'ireny
[01:19.30] No hampandroso amin'ny tsaratsara.
[01:21.96] Ho amin'ny tsaratsara.
[01:23.84] Andao raha sahy
[01:26.49] Handeha irery tsy miankina
[01:28.88] Handeha irery tsy miankina
[01:31.03] Tsy hiandry ny hafa
[01:32.88] Andao hampiasaina
[01:35.54] Izay kely eo am-pelatanana
[01:37.66] Izay kely eo am-pelatanana
[01:40.05] Andao raha sahy.
[01:42.44] Andao raha sahy
[01:44.55] Handeha irery tsy miankina
[01:46.95] Handeha irery tsy miankina
[01:49.09] Tsy hiandry ny hafa
[01:51.19] Andao hampiasaina
[01:53.58] Izay kely eo am-pelatanana
[01:55.73] Izay kely eo am-pelatanana
[01:58.12] Andao raha sahy.
[02:00.76] Mandroso hatrany, izay no tanjonao
[02:04.77] Aza kivy fa na maloka indraindray ny andronao
[02:09.57] Fombany izany raha mbola eto an-tany
[02:14.07] Ka raha mbola miaina na eo ny taraina
[02:16.46] Dia misy ny antenaina.
[02:20.96] Misy ny antenaina
[02:26.30] Antenaina
[02:28.42] Misy ny antenaina
[02:36.39] Andao raha sahy
[02:39.03] Handeha irery tsy miankina
[02:41.19] Handeha irery tsy miankina
[02:43.32] Tsy hiandry ny hafa
[02:45.44] Andao hampiasaina
[02:47.84] Izay kely eo am-pelatanana
[02:50.23] Izay kely eo am-pelatanana
[02:52.36] Andao raha sahy.
[02:54.48] Andao raha sahy
[02:56.87] Handeha irery tsy miankina
[02:59.26] Handeha irery tsy miankina
[03:01.39] Tsy hiandry ny hafa
[03:03.50] Andao hampiasaina
[03:05.90] Izay kely eo am-pelatanana
[03:08.28] Izay kely eo am-pelatanana
[03:10.41] Andao raha sahy.
[03:12.55] Andao raha sahy
[03:15.21] Handeha irery tsy miankina
[03:17.34] Handeha irery tsy miankina
[03:19.46] Tsy hiandry ny hafa
[03:21.59] Andao hampiasaina
[03:24.25] Izay kely eo am-pelatanana
[03:26.38] Izay kely eo am-pelatanana
[03:28.50] Andao raha sahy.
