Lrc Player

Tsara Tso-Drano (Denise)

Denise
[03:26.16]·Synced by Guest·
This lyric sheet isn't paired with a song yet, so lines are shown but won't sync or seek.

[00:03.73] Hum Eh lele

[00:10.89] Hum Eh lele, eh lele

[00:18.06] Anao koa handeha lavitra agny

[00:20.19] Tandrignesa anao koa handeha lavitra agny

[00:23.41] Zahay mandigny eh, aketo

[00:27.92] Mazahoa ny mamy

[00:29.50] Anao koa handeha hitady a′lavitra agny hey hey

[00:32.44] Tsodrano amiako, hindeso

[00:36.14] Tsy moramora mitady ny meva

[00:40.65] Tsy hazo mandrimandry koa ny vola

[00:45.42] Tsara tso-drano, maroroa taiza

[00:49.16] Hirin'olo, fa tsy hagniry olo anao jaolahy

[00:53.68] Oh, hey, hey

[00:54.75] Tsara tso-drano anao (tsara eh, tsara eh)

[00:59.25] Tsara tso-drano anao (tsara eh, tsara eh)

[01:03.77] Tsara tsara eh (tsara eh, tsara eh)

[01:08.29] Tsara tsara lahy eh (tsara eh, tsara eh)

[01:13.33] Na anao lavitra agny, ho lavitry fahavalo

[01:17.32] Hirariako aminao, ho mamy oditra amin′olo maro

[01:21.82] Raha sendra ny mangidy, aza mora kivy

[01:26.09] Baba, matoky ano zahay

[01:30.33] Tsy moramora mitady ny meva

[01:35.12] Tsy azo mandrimandry koa ny vola

[01:39.36] Tsara tso-drano, maroroa taiza

[01:43.35] Hirin'olo, fa tsy hagniry olo anao jaolahy

[01:48.93] Tsara tso-drano anao (tsara eh, tsara eh)

[01:53.45] Tsara tso-drano anao (tsara eh, tsara eh)

[01:57.97] Tsara tsara eh (tsara eh, tsara eh)

[02:02.50] Ho tsara tsara lahy eh (tsara eh, tsara eh)

[02:07.56] Mazahoa ny meva jaolahy

[02:10.72] Ho tahin-Jagnahary sy ny Razagna

[02:12.83] Ho ambinigny aminy zavatra hisasaranao anao

[02:24.78] Tsara tso-drano anao (tsara eh, tsara eh)

[02:29.84] Tsara tso-drano anao (tsara eh, tsara eh)

[02:34.36] Tsara tsara eh (tsara eh, tsara eh)

[02:38.88] Tsara tsara lahy eh (tsara eh, tsara eh)

[02:43.40] Tsara tso-drano anao (tsara eh, tsara eh)

[02:47.92] Tsara tso-drano anao (tsara eh, tsara eh)

[02:52.43] Tsara tsara eh (tsara eh, tsara eh)

[02:56.93] Ho tsara tsara lahy eh (tsara eh, tsara eh)