Bio
[00:08.27] Tsy afohizako aminay agny
[00:10.39] Hatsiarovako akagny
[00:12.51] Tsikitsiky vao mandraigna
[00:14.69] Masoandro tsy vangaigna
[00:17.07] Na mbola miady mafy
[00:18.93] Mirehareha zaho fa GASY
[00:21.32] Hafa foana rõ nitaigna a
[00:23.47] Aza adigno ny niaviagna eh!
[00:25.87] Zahay na mijalijaly ih!
[00:28.00] Zahay na tsy zarizary ih!
[00:30.12] Fa zahay tsy fagnary ih!
[00:32.25] Fihavanagna natao LOVA ah!
[00:34.62] Mampiaiky olo jiaby ih!
[00:36.75] Koa mbola hatsaram-biavy ih!
[00:38.88] Nosy feno hafaliagna ah!
[00:41.25] Zay mandalo dia tamagna e!
[00:43.65] Mbola BIO
[00:45.50] Mbola BIO
[00:47.68] GASIKARA BIO
[00:49.81] Rah jiaby BIO
[00:52.18] Mbola BIO
[00:54.59] Mbola BIO
[00:56.43] GASIKARA BIO
[00:58.57] Rah jiaby BIO
[01:00.68] Oh ya eh oh
[01:02.81] Oh ya eh
[01:04.92] Oh ya eh oh
[01:07.31] Oh ya eh
[01:08.93] Mmmh
[01:09.71] Malagasy tsy tia ady
[01:12.13] Zahay tsy tia maka lagy
[01:14.27] Miavaka anao GASIKARA
[01:16.41] Zegny sendra anao dia tara ah
[01:18.52] Zavaboaary mahavariagna ah
[01:20.91] Kanto sy feno hatsaragna ah
[01:23.03] Na mba tsara nin'olo oh
[01:25.15] Ninay tsy amihako oh
[01:27.55] Zahay na mijalijaly ih!
[01:29.40] Zahay na tsy zarizary ih
[01:31.80] Fa zahay tsy mifagnary ih
[01:33.91] Fihavanagna natao lova ah
[01:36.30] Mampiaiky olo jiaby ih
[01:38.44] Koa mbola hatsaram-biavy ih
[01:40.57] Nosy feno hafaliagna ah
[01:42.69] Zay mandalo de tamagna ee
[01:45.35] Mbola BIO
[01:47.47] Mbola BIO
[01:49.32] GASIKARA BIO
[01:51.45] Raha jiaby BIO
[01:53.83] Mbola BIO
[01:56.22] Mbola BIO
[01:58.08] GASIKARA BIO
[02:00.47] Rah jiaby BIO
[02:02.36] Oh ya eh oh
[02:04.73] Oh ya eh
[02:06.59] Oh ya eh oh
[02:08.98] Oh ya eh
[02:19.86] Mmmmh
[02:20.67] Welcome to MADA
[02:22.26] Anao tonga soa
[02:24.64] Bienvenue chez moi
[02:26.79] Anao tonga soa e
[02:29.18] Welcome to MADA
[02:31.30] Anao tonga soa
[02:33.42] Bienvenue chez moi
[02:35.81] Anao tonga soa e
[02:37.94] Mbola BIO
[02:40.32] Mbola BIO
[02:42.18] GASIKARA BIO
[02:44.30] Raha jiaby BIO
[02:46.69] Mbola BIO
[02:48.83] Mbola BIO
[02:50.97] GASIKARA BIO
[02:53.12] Rah jiaby BIO
