Tsy Hanampahataperana
[00:07.31] Na dia mbola zaza aho
[00:11.03] Nefa lalin-tsaina
[00:14.47] Sady mahalala maheno ny tantara
[00:21.13] Ny fiainana tsy mora
[00:24.30] Tsy maintsy misy banga
[00:28.03] Ny fadiana kosa
[00:30.93] Ny misavika saranga
[00:36.79] Ny masoandro nilaza nahalalako fa
[00:40.26] Misy anjara ho ahy ao aminy
[00:43.68] Ny tarany nataony manerana isam-baravarana
[00:49.54] Tsy nisy natao hifidy ny tsikiny
[00:53.79] Na niangarana tsy homeny
[00:56.72] Ilay hazavana atoliny tsy azo ferana
[00:59.89] Tsy hanam-pataperana
[01:34.47] Ny tsy fananana dia fahavalo tsy voafefy
[01:41.11] Tonga isan'andro handrendrika ny resy
[01:47.78] Fa ny fanantenana sy mbola hiainana
[01:54.16] Dia izy tsy mamela irery
[01:57.34] Dia ilay Ray ambony foana
[02:03.44] Ny masoandro nilaza nahalalako fa
[02:06.91] Misy anjara ho ahy ao aminy
[02:10.08] Ny tarany nataony manerana isam-baravarana
[02:16.20] Tsy nisy natao hifidy ny tsikiny
[02:20.44] Na niangarana tsy homeny
[02:23.38] Ilay hazavana atoliny tsy azo ferana
[02:26.83] Tsy hanam-pataperana
[02:29.73] Ny masoandro nilaza nahalalako fa
[02:33.74] Misy anjara ho ahy ao aminy
[02:36.91] Ny tarany nataony manerana isam-baravarana
[02:43.02] Tsy nisy natao hifidy ny tsikiny
[02:47.01] Na niangarana tsy homeny
[02:49.94] Ilay hazavana atoliny tsy azo ferana
[02:53.38] Tsy hanam-pataperana
